Bokin'ny Mpitsara 20:29
Ary nasian’ ny Isiraely otrika manodidina an’ i Gibea.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Israel set liers in wait round about Gibeah.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 20
Cross References
Joshua 8:4Dia nandidy azy izy ka nanao hoe: Indro, ianareo hanotrika eo ivohon’ ny tanàna hamely azy, ka aza manalavitra azy loatra, fa miomàna ianareo rehetra.
2 Samuel 5:23Ary nanontany tamin’ i Jehovah Davida, ka novaliany hoe: Aza mandeha; fa hodidino avy eo aoriana izy, ka ho tonga eo aminy ianao eo amin’ ny tandrifin’ ny hazo balsama.