bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 21 › Bokin'ny Mpitsara 21:17
Bokin'ny Mpitsara 21:17
Ary hoy izy: Tsy maintsy mahazo lova ny Benjamita izay afa-nandositra, mba tsy hisy firenena iray fongotra amin’ ny Isiraely.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they said, There must be an inheritance for them that be escaped of Benjamin, that a tribe be not destroyed out of Israel.
In Context
16Dia hoy ny loholon’ ny fiangonana: Ahoana no hataontsika ho an’ ireo sisa mba hahazoany vady, fa efa naringana ny vehivavy tamin’ ny Benjamita?
18Nefa isika tsy mahazo manome azy ny zanakavavintsika ho vadiny, satria efa nianiana ny Zanak’ Isiraely ka nanao hoe: Ho voaozona anie izay manome vady ho an’ ny Benjamita.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 21
Cross References
Numbers 26:55Kanefa filokana no hizarana ny tany; araka ny anaran’ ny firenen’ ny razany no hahazoany zara-tany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 21:17