bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 9 › Bokin'ny Mpitsara 9:42
Bokin'ny Mpitsara 9:42
Ary nony ampitson’ iny dia nivoaka ho ratsy any an-tsaha ny olona; ary nolazaina tamin’ i Abimeleka izany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass on the morrow, that the people went out into the field; and they told Abimelech.
In Context
41Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an’ i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony.
43Dia naka ny vahoaka izy ka nizara azy ho telo toko ary nanotrika tany an-tsaha; dia nijery izy, ka, indreo, ny olona nivoaka avy tao an-tanàna; dia nitsangana hiady aminy izy ka namely azy.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 9
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 9:42