The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:13

Bokin'ny Fitomaniana 3:13

Nampitsatoka ny zana-tsipìkany tamin’ ny voako Izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He hath caused the arrows of his quiver to enter into my reins.

In Context

12Nanenjana ny tsipìkany Izy ka nanangana ahy ho toy ny marika hokendrena zana-tsipìka.

14Tonga fihomehezan’ ny fireneko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Job 6:4Fa ny zana-tsipiky ny Tsitoha mitsatoka amiko, ka mifoka ny poizina avy aminy ny fanahiko; Ary ny fampitahorana Andriamanitra milahatra hamely ahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:13

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:12Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:14 →