Bokin'ny Levitikosy 13:19
ary misy fotsy mamontsina eo amin’ ny holatry ny fery, na misy holamena, dia hiseho amin’ ny mpisorona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Ary raha misy fery sitrana eo amin’ ny hoditry ny nofo,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Leviticus 14:37ary raha zahany ny aretina, ka hitany fa mihady eo amin’ ny rindrin’ ny trano izy ka maitsomaitso na menamena, ary milentika eo amin’ ny rindrin-trano no fijeriny azy,