Bokin'ny Levitikosy 13:34
Ary raha zahan’ ny mpisorona amin’ ny andro fahafito ny kongonina, ka hitany fa tsy nanitatra teo amin’ ny hoditra ny aretina, ary tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, dia hataon’ ny mpisorona hoe madio izy; ary hanasa ny fitafiany izy, dia hadio.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
35Fa raha nanitatra teo amin’ ny hoditra mihitsy ny aretina, rehefa natao hoe madio izy,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Jude 1:22Ary amindrao fo ny sasany izay miahanahana;