Bokin'ny Levitikosy 13:35
Fa raha nanitatra teo amin’ ny hoditra mihitsy ny aretina, rehefa natao hoe madio izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if the scall spread much in the skin after his cleansing;
In Context
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Leviticus 13:7Fa raha nanitatra teo amin’ ny hodiny kosa ny manako-pery, taorian’ ny nisehoany tamin’ ny mpisorona ny amin’ ny fanadiovana azy, dia hiseho amin’ ny mpisorona indray izy.
2 Timothy 2:16Fa halaviro ny fibedibedena foana; fa mbola handroso amin’ ny haratsiam-panahy ihany izy ireny,