Bokin'ny Levitikosy 13:8
Ary raha zahan’ ny mpisorona izy, ka hitany fa manitatra eo amin’ ny hoditra ny manako-pery, dia hataony hoe maloto izy: habokana izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
9Raha misy habokana amin’ ny olona, dia ho entina any amin’ ny mpisorona izy;
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Leviticus 13:3koa raha zahan’ ny mpisorona ny aretina eo amin’ ny hoditry ny nofo, ka efa niova ho fotsy ny volo eo amin’ ny aretina, ary efa lalina noho ny hoditry ny nofo no fijeriny ny aretina, dia habokana izany; ary raha zahan’ ny mpisorona izy, dia hataony hoe maloto.
Acts 8:21Tsy manana anjara na raharaha amin’ izany zavatra izany ianao, satria tsy mahitsy fo eo anatrehan’ Andriamanitra.
2 Peter 2:19fahafahana no ampanantenainy ireny, kanjo ny tenany aza dia andevon’ ny fahalotoana; efa izay maharesy ny olona dia mahandevo avy.