bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 13 › Bokin'ny Levitikosy 13:7
Bokin'ny Levitikosy 13:7
Fa raha nanitatra teo amin’ ny hodiny kosa ny manako-pery, taorian’ ny nisehoany tamin’ ny mpisorona ny amin’ ny fanadiovana azy, dia hiseho amin’ ny mpisorona indray izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if the scab spread much abroad in the skin, after that he hath been seen of the priest for his cleansing, he shall be seen of the priest again:
In Context
6ary raha zahan’ ny mpisorona indray amin’ ny andro fahafito izy, ka hitany fa matromatroka ny aretina sady tsy manitatra eo amin’ ny hoditra, dia hataony hoe madio izy: manako-pery ihany izany, ka hanasa ny fitafiany izy, dia hadio.
8Ary raha zahan’ ny mpisorona izy, ka hitany fa manitatra eo amin’ ny hoditra ny manako-pery, dia hataony hoe maloto izy: habokana izany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 13
Cross References
Leviticus 13:35Fa raha nanitatra teo amin’ ny hoditra mihitsy ny aretina, rehefa natao hoe madio izy,
Psalms 38:3Fa mitsatoka amiko ny zana-tsipìkanao, ary manindry ahy mafy ny tananao,
Romans 6:12Koa aza avela ny ota hanjaka amin’ ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 13:7