bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 14 › Bokin'ny Levitikosy 14:49
Bokin'ny Levitikosy 14:49
Ary haka vorona roa sy hazo sedera sy jaky ary hysopa izy hanadiovana ny trano.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he shall take to cleanse the house two birds, and cedar wood, and scarlet, and hyssop:
In Context
48Kanefa kosa raha tonga ny mpisorona ka mizaha azy, ary hitany fa tsy nanitatra teo amin’ ny trano ny aretina, rehefa voalalotra ny trano, dia hataon’ ny mpisorona hoe madio ny trano, satria efa afaka ny aretina.
50Dia hovonoiny eo ambonin’ ny vilany tany izay misy rano nalaina tamin’ ny rano mandeha ny vorona anankiray;
Read all of Bokin'ny Levitikosy 14
Cross References
Leviticus 14:4dia vorona roa velona sady madio sy hazo sedera sy jaky ary hysopa no hasain’ ny mpisorona ho an’ ilay hodiovina;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 14:49