Bokin'ny Levitikosy 2:5
Ary raha fanatitra hohanina voaendy amin’ ny lapoely no fanatitrao, dia aoka ho koba tsara toto voaharo diloilo sady tsy misy masirasira.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Hovakivakinao izy ary hanidinanao diloilo; dia fanatitra hohanina izany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 2
Cross References
Leviticus 7:9Ary ny fanatitra hohanina rehetra izay voaendy am in’ ny fanendasa-mofo sy izay rehetra atao amin’ ny vilany fandrahoana, na amin’ ny lapoely, dia ho an’ ilay mpisorona manatitra azy.
Numbers 7:43Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, sekely fito-polo, araka ny sekely masìna; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;