bible.software › Bokin'ny Levitikosy › Bokin'ny Levitikosy 21 › Bokin'ny Levitikosy 21:2
Bokin'ny Levitikosy 21:2
afa-tsy amin’ ny tahaka ny tenany, dia ny reniny sy ny rainy sy ny zananilahy sy ny zananivavy ary ny rahalahiny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But for his kin, that is near unto him, that is, for his mother, and for his father, and for his son, and for his daughter, and for his brother,
In Context
1Ary Jehovah niteny tamin’ i Mosesy ka nanao hoe: Mitenena amin’ ireo mpisorona, zanak’ i Arona, hoe: Aoka ianareo tsy hisy hiditra am-paty eo amin’ ny fireneny,
3ary amin’ ny fatin’ ny anabaviny, izay tahaka ny tenany ihany koa sady tsy mbola manam-bady fa virijina, no ahazoany mandoto ny tenany.
Read all of Bokin'ny Levitikosy 21
Cross References
Leviticus 18:6Aza misy mila izay havany akaiky handry aminy ianareo: Izaho no Jehovah.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Levitikosy 21:2