Bokin'ny Levitikosy 21:20
na ny vokoka, na ny sahozanina, na ny misy pentimpentina eo amin’ ny masony, na ny hatenina, na ny tsingaohina, na ny torotoro vihy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19na ny tapa-tongotra, na ny tapa-tanana,
Read all of Bokin'ny Levitikosy 21
Cross References
Leviticus 22:24Izay voaporitra, na voatoro, na voaombotra, na voadidy ho afaka ny vihiny, dia tsy azonareo aterina ho an’ i Jehovah; ary aza manao izany eo amin’ ny taninareo.
Deuteronomy 23:2Tsy mahazo miditra amin’ ny fiangonan’ i Jehovah izay torotoro vihina, na izay voatapaka ny filahiany.