Bokin'ny Levitikosy 25:13
Amin’ izany taona Jobily izany dia samy hody amin’ ny taninareo avy ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the year of this jubile ye shall return every man unto his possession.
In Context
12fa Jobily izany ka ho masìna ho anareo. Izay vokatra alaina any an-tsaha no hohaninareo.
14Ary raha mivarotra na mividy zavatra amin’ ny namanao ianao, aza misy manao sarotra:
Read all of Bokin'ny Levitikosy 25
Cross References
Leviticus 25:10Ary hamasino ny taona fahadimam-polo, ka miantsoa fanafahana amin’ ny tany ho an’ ny mponina rehetra ao aminy; Jobily ho anareo izany, ka samia mody any amin’ ny taninareo avy ianareo sy any amin’ ny mpianakavinareo avy.
Leviticus 27:17Raha misy manamasìna ny taniny, raha vao afaka ny Jobily, dia araka izay hataonao tombany no izy.
Isaiah 61:2Hitory taona ankasitrahan’ i Jehovah sy andro famalian’ Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra,