bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 13 › Filazantsara araka an'i Lioka 13:26
Filazantsara araka an'i Lioka 13:26
ary amin’ izay ianareo dia hanao hoe: Nihinana sy nisotro teo anatrehanao izahay, ary nampianatra teny an-dalambenay Hianao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then shall ye begin to say, We have eaten and drunk in thy presence, and thou hast taught in our streets.
In Context
25Rehefa mitsangana ny tompon-trano ka manidy ny varavarana, ary ianareo mijanona eo ala-trano mandondòna ny varavarana ka manao hoe: Tompoko, vohay izahay, dia hamaly Izy ka hanao aminareo hoe: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo;
27Fa Izy hiteny hoe: Lazaiko aminareo: Tsy fantatro na avy taiza na avy taiza ianareo; mialà amiko, ianareo rehetra mpanao meloka.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 13
Cross References
2 Timothy 3:5manana ny endriky ny toe-panahy araka an’ Andriamanitra, nefa nandà ny heriny; ireny koa dia halaviro.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 13:26