bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 14 › Filazantsara araka an'i Lioka 14:2
Filazantsara araka an'i Lioka 14:2
Ary, indro, nisy olona manirano anankiray teo anatrehany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And, behold, there was a certain man before him which had the dropsy.
In Context
1Ary raha niditra mba hihinana tao an-tranon’ ny loholona anankiray amin’ ny Fariseo Izy tamin’ ny Sabata, dia nizaha taratra Azy ireo.
3Ary Jesosy namaly ka nanao tamin’ ny mpahay lalàna sy ny Fariseo hoe: Mety va ny mahasitrana amin’ ny Sabata, sa tsia?
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 14
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 14:2