Filazantsara araka an'i Lioka 2:29
Tompo ô, ankehitriny ny mpanomponao dia alefanao amin’ ny fiadanana Araka ny teninao;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lord, now lettest thou thy servant depart in peace, according to thy word:
In Context
28dia nitrotro Azy izy ka nidera an’ Andriamanitra nanao hoe:
30Fa ny masoko efa nahita ny famonjenao,
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 2
Cross References
Genesis 46:30Ary hoy Isiraely tamin’ i Josefa: Aoka ho faty amin’ izao aho, satria efa hitako ny tavanao, fa mbola velona ihany ianao.
Isaiah 57:1Maty ny marina, nefa tsy misy misaina izany, ary alaina ny olona tsara fanahy, nefa tsy misy mihevitra fa ny marina dia alaina tsy ho azon’ ny loza hanjo.
Philippians 1:23fa sanganehana eo anelanelan’ izy roroa aho, maniry hiala ka ho ao amin’ i Kristy, satria tsara lavitra izany;