bible.software › Filazantsara araka an'i Lioka › Filazantsara araka an'i Lioka 2 › Filazantsara araka an'i Lioka 2:3
Filazantsara araka an'i Lioka 2:3
Dia samy nankany amin’ ny tanànany avy izy rehetra mba hosoratana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all went to be taxed, every one into his own city.
In Context
2(Izany no fanoratana voalohany natao fony Kyrenio nanapaka tany Syria.)
4Ary Josefa koa niakatra avy tany Galilia, dia avy tao an-tanàna Nazareta, hankany Jodia, ho ao an-tanànan’ i Davida, iza atao hoe Betlehema (satria avy tamin’ ny taranak’ i Davida sy ny mpianakaviny),
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 2
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Lioka 2:3