Filazantsara araka an'i Lioka 2:6
Ary raha nitoetra teo Izy, dia tonga ny andro hahavelomany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And so it was, that, while they were there, the days were accomplished that she should be delivered.
In Context
5mba hosoratana izy sy Maria fofom-badiny, izay efa bevohoka.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 2
Cross References
Proverbs 19:21Maro ny hevitra ao am-pon’ ny olona; Fa ny fisainan’ i Jehovah no haharitra.
Luke 1:57Ary tonga ny andro hahaveloman’ i Elizabeta, dia niteraka zazalahy izy.