Filazantsara araka an'i Lioka 21:19
Amin’ ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In your patience possess ye your souls.
In Context
18Nefa tsy hisy ho very na dia singam-bolo iray eo amin’ ny lohanareo aza.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 21
Cross References
Psalms 27:13Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan’ i Jehovah amin’ ny tanin’ ny velona.
Psalms 40:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Matthew 24:13Fa izay maharitra hatramin’ ny farany no hovonjena.
Romans 2:7ho an’ izay maharitra manao soa mandrakariva ka mitady voninahitra sy laza ary tsi-fahafatesana, dia fiainana mandrakizay;
Romans 8:25Fa raha isika manantena izay tsy mbola hitantsika, dia miandry amin’ ny faharetana.
1 Thessalonians 1:3sady tsy mitsahatra mahatsiaro ny asanareo amin’ ny finoana sy ny fikelezanareo aina amin’ ny fitiavana ary ny faharetanareo amin’ ny fanantenana an i Jesosy Kristy Tompontsika eo imason’ Andriamanitra Raintsika;