Filazantsara araka an'i Lioka 21:4
Fa ireo rehetra ireo, dia tamin’ ny haben’ ny fananany no nandatsahany tao amin’ ny rakitra; fa izy kosa tamin’ ny fahantrany no nandatsahany ny fivelomany rehetra izay nananany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
5Ary nisy nilaza ny tempoly, fa voaravaka vato tsara sy fanatitra izy; fa hoy Jesosy:
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 21
Cross References
Luke 8:43Ary nisy vehivavy anankiray narary roa ambin’ ny folo taona, izay efa nandany ny fananany rehetra tamin’ ny mpanao fanafody, nefa tsy nisy nahasitrana azy akory.
Acts 2:44Ary izay rehetra nino dia niray toerana, sady niombonany avokoa ny fananany rehetra,