Filazantsara araka an'i Lioka 21:5
Ary nisy nilaza ny tempoly, fa voaravaka vato tsara sy fanatitra izy; fa hoy Jesosy:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as some spake of the temple, how it was adorned with goodly stones and gifts, he said,
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 21
Cross References
Matthew 24:1Ary nony niala teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy, dia lasa nandeha; ary ny mpianany nanatona Azy hampizaha Azy ny rafitry ny tempoly.
John 2:20Fa hoy ny Jiosy: Enina amby efa-polo taona izay no efa nanaovana ity tempoly ity, ka Hianao va hahatsangana azy amin’ ny hateloana?