Filazantsara araka an'i Lioka 4:13
Ary rehefa nahatapitra izay fakam-panahy rehetra ny devoly, dia nandao Azy izy aloha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the devil had ended all the temptation, he departed from him for a season.
In Context
12Fa Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Voalaza hoe: Aza maka fanahy an’ i Jehovah Andriamanitrao.
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 4
Cross References
John 14:30Tsy hilaza zavatra maro aminareo intsony Aho; fa avy ny andrianan’ izao tontolo izao, nefa tsy manana na inona na inona ato amiko izy.
James 4:7Ka dia maneke an Andriamanitra ianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.