Filazantsara araka an'i Lioka 4:19
Hitory ny taona ankasitrahan’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
To preach the acceptable year of the Lord.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Lioka 4
Cross References
Leviticus 25:50Ary dia hisainy amin’ izay nividy azy hatramin’ ny taona nivarotana azy ka hatramin’ ny taona Jobily; ary ny vola nivarotany ny tenany dia hoheverina araka ny isan’ ny taona; dia ara-kevitry ny andron’ ny mpikarama no hiheverana azy.
Isaiah 61:2Hitory taona ankasitrahan’ i Jehovah sy andro famalian’ Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra,
Luke 19:42ka nanao hoe: Raha mba nahafantatra mantsy ianao na dia amin’ ity andro ity aza izay momba ny fiadanana! ― fa ankehitriny miafina amin’ ny masonao izany.