Filazantsara araka an'i Marka 1:17
Ary hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus said unto them, Come ye after me, and I will make you to become fishers of men.
In Context
18Dia nandao ny harato niaraka tamin’ izay izy ka nanaraka Azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 1
Cross References
Matthew 4:19Dia hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.
Acts 2:38Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masìna;