bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 11 › Filazantsara araka an'i Marka 11:16
Filazantsara araka an'i Marka 11:16
ary tsy navelany hisy olona hitondra fanaka handeha hamaky ny kianjan’ ny tempoly.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And would not suffer that any man should carry any vessel through the temple.
In Context
15Ary tonga tany Jerosalema izy: ary Jesosy niditra teo an-kianjan’ ny tempoly, dia nandroaka izay nivarotra sy izay nividy teo an-kianjan’ ny tempoly sady nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ ny mpivarotra ny voromailala;
17Dia nampianatra Izy ka nanao taminy hoe: Tsy voasoratra hoe va: Ny tranoko hatao hoe trano fivavahana ho an’ ny firenena rehetra?; fa ianareo kosa efa nanao azy ho zohy fieren’ ny jiolahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 11
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 11:16