Mark 11:5
Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And certain of them that stood there said unto them, What do ye, loosing the colt?
In Context
6Ary izy nilaza taminy araka izay nolazain’ i Jesosy taminy, dia navelan’ ny olona handeha izy.