The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 11 › Filazantsara araka an'i Marka 11:4

Filazantsara araka an'i Marka 11:4

Dia nandeha izy ka nahita zana-boriky nifatotra teo ala-trano anilan’ ny varavarana teo an-dalana, dia novahany izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they went their way, and found the colt tied by the door without in a place where two ways met; and they loose him.

In Context

3Ary raha misy olona manao aminareo hoe: Ahoana no anaovanareo izao? dia lazao hoe: Misy raharaha analan’ ny Tompo azy; dia havelany ho entina etỳ indray miaraka amin’ izay izy.

5Ary ny olona sasany teo nanao taminy hoe: Ahoana no amahanareo ny zana-boriky?

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 11

Cross References

Matthew 21:6Ary dia nandeha ny mpianatra ka nanao araka izay nandidian’ i Jesosy azy,

Luke 19:32Ary nony nandeha ireo nirahina, dia nahita araka izay nolazainy taminy.

Hebrews 11:8Finoana no naneken’ i Abrahama, rehefa nantsoina, hiainga hankany amin’ izay tany ho azony ho lova; ka dia niainga izy, nefa tsy fantany izay halehany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 11:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 11:3Filazantsara araka an'i Marka 11Filazantsara araka an'i Marka 11:5 →