bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 11 › Filazantsara araka an'i Marka 11:8
Filazantsara araka an'i Marka 11:8
Ary maro no namelatra ny lambany teny an-dalana; ary ny sasany kosa nampihahaka rantsan-kazo izay efa nalainy tany an-tsaha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And many spread their garments in the way: and others cut down branches off the trees, and strawed them in the way.
In Context
7Ary nentiny teo amin’ i Jesosy ny zana-boriky, dia nataony teo amboniny ny lambany; ary Jesosy nitaingina azy.
9Ary izay nandeha teo alohany sy izay nanaraka teo aoriany dia samy niantso hoe: Hosana! Isaorana anie Izay avy amin’ ny anaran’ i Jehovah!
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 11
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 11:8