bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 12 › Filazantsara araka an'i Marka 12:20
Filazantsara araka an'i Marka 12:20
Nisy fito mirahalahy; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty momba.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now there were seven brethren: and the first took a wife, and dying left no seed.
In Context
19Mpampianatra ô, Mosesy nanoratra ho antsika hoe: Raha misy manan-drahalahy maty momba, ka mbola velona ny vadin’ ny maty, dia aoka ny rahalahiny hampakatra azy hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny.
21Ary ny faharoa nampakatra an-dravehivavy, dia maty momba koa; ary ny fahatelo dia toy izany ihany koa.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 12
Cross References
Matthew 22:25Koa nisy fito mirahalahy tetỳ aminay; ary ny zokiny nampaka-bady, dia maty, ary satria tsy nanan-janaka iry, dia navelany ho an’ ny rahalahiny ny vadiny;
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 12:20