Filazantsara araka an'i Marka 13:5
Ary Jesosy nilaza taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus answering them began to say, Take heed lest any man deceive you:
In Context
6Fa maro no ho avy amin’ ny anarako hanao hoe: Izaho no Izy, ka maro no ho voafitany.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 13
Cross References
Matthew 24:4Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo.
1 Corinthians 15:33Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.
Colossians 2:8Tandremo fandrao misy mahalasa anareo ho babony amin’ ny filosofia sy ny famitahana foana, araka ny fampianarana voatolotry ny razana, araka ny abidim-pianaran’ izao tontolo izao, fa tsy araka an’ i Kristy.
1 John 4:1Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin’ Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin’ izao tontolo izao.