Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15:33
Aza mety hofitahina ianareo; ny fikambanana amin’ ny ratsy manimba ny fitondran-tena tsara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Be not deceived: evil communications corrupt good manners.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Korintiana 15
Cross References
Proverbs 9:6Ilaozy ny kely saina, dia ho velona ianao, Ary mizora amin’ ny lalan’ ny fahalalana.
Proverbs 22:25Fandrao ianao mianatra ny fanaony Ka mahazo fandrika ho an’ ny ainao.
Matthew 24:11Ary hisy mpaminany sandoka maro hitsangana ka hamitaka ny maro.
1 Corinthians 5:6Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana rehetra?
Galatians 6:7Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin’ ny olona no hojinjany.
2 Thessalonians 2:10ary ny famitahana momba ny tsi-fahamarinana amin’ izay ho very, satria tsy nandray ny fitiavana ny fahamarinana izay hamonjena azy izy.