The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 14 › Filazantsara araka an'i Marka 14:17

Filazantsara araka an'i Marka 14:17

Ary nony hariva ny andro, dia tonga Izy sy ny roa ambin’ ny folo lahy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And in the evening he cometh with the twelve.

In Context

16Ary ny mpianatra nandeha, dia tonga tany an-tanàna ka nahita araka izay nolazainy taminy; dia namboatra ny Paska izy.

18Ary raha nipetraka nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny anankiray aminareo, dia izay iray miara-mihinana amiko, no hamadika Ahy.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14

Cross References

Matthew 26:20Ary nony hariva ny andro, dia nipetraka nihinana Izy mbamin’ ny mpianatra roa ambin’ ny folo lahy.

Luke 22:21Fa, indro, ny tànan’ izay mamadika Ahy dia eto amiko eto ambonin’ ny latabatra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 14:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 14:16Filazantsara araka an'i Marka 14Filazantsara araka an'i Marka 14:18 →