bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 14 › Filazantsara araka an'i Marka 14:19
Filazantsara araka an'i Marka 14:19
Dia nalahelo izy, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they began to be sorrowful, and to say unto him one by one, Is it I? and another said, Is it I?
In Context
18Ary raha nipetraka nihinana izy, dia hoy Jesosy: Lazaiko aminareo marina tokoa fa ny anankiray aminareo, dia izay iray miara-mihinana amiko, no hamadika Ahy.
20Ary Izy nanao taminy hoe: Izay anankiray amin’ ny roa ambin’ ny folo lahy miara-manatsoboka amiko ao anatin’ ny lovia no izy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Luke 22:21Fa, indro, ny tànan’ izay mamadika Ahy dia eto amiko eto ambonin’ ny latabatra.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 14:19