The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 14 › Filazantsara araka an'i Marka 14:20

Filazantsara araka an'i Marka 14:20

Ary Izy nanao taminy hoe: Izay anankiray amin’ ny roa ambin’ ny folo lahy miara-manatsoboka amiko ao anatin’ ny lovia no izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he answered and said unto them, It is one of the twelve, that dippeth with me in the dish.

In Context

19Dia nalahelo izy, ka samy nanontany Azy tsirairay hoe: Izaho va izany?

21Fa ny Zanak’ olona dia mandeha tokoa, araka ny nanoratana Azy, nefa lozan’ izay olona hahazoana ny Zanak’ olona hatolotra! Tsara ho an’ izany olona izany raha tsy ary akory.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14

Cross References

Matthew 26:23Ary Izy namaly ka nanao hoe: Izay niara-nanatsoboka ny tànany tamiko tao anatin’ ny lovia, izy no hamadika Ahy.

Mark 14:43Ary niaraka tamin’ izay, raha mbola niteny Izy, dia avy Jodasy, isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy, sady nisy vahoaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin’ ny lohan’ ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny loholona.

John 6:71Fa Izy nilaza an’ i Jodasy, zanak’ i Simona Iskariota; fa izy no ilay efa hamadika Azy, nefa isan’ ny roa ambin’ ny folo lahy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 14:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Marka 14:19Filazantsara araka an'i Marka 14Filazantsara araka an'i Marka 14:21 →