The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 14 › Filazantsara araka an'i Marka 14:34

Filazantsara araka an'i Marka 14:34

Ary hoy Izy taminy: Fadiranovana loatra ny fanahiko toy ny efa ho faty; mitoera eto, ka miareta tory.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And saith unto them, My soul is exceeding sorrowful unto death: tarry ye here, and watch.

In Context

33Ary nitondra an’ i Petera sy Jakoba sy Jaona Izy, dia talanjona sady ory indrindra.

35Ary nony nandroso kelikely Izy, dia niankohoka tamin’ ny tany ka nivavaka mba hialan’ izany ora izany aminy, raha azo atao.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14

Cross References

Isaiah 53:3Natao tsinontsinona sy nolavin’ ny olona Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana, Ary tahaka izay tsy tian’ ny olon-kojerena akory Izy; natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika.

Lamentations 1:12Moa tsy mampaninona anareo va, ry mpandalo rehetra? Jereo sy izahao raha mba misy fahoriana toy ny fahoriako, izay namelezany ahy, dia ilay nampahorian’ i Jehovah ahy tamin’ ny andro firehetan’ ny fahatezerany.

Mark 14:37Ary avy Izy ka nahita azy ireo matory, dia hoy Izy tamin’ i Petera: Ry Simona, matory va ianao? Tsy nahazaka niari-tory na dia ora iray ihany aza va ianao?

Ephesians 6:18ary mivavaha mandrakariva ao amin’ ny Fanahy amin’ ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin’ izany amin’ ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an’ ny olona masìna rehetra,

1 Peter 5:8Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 14:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 14:33Filazantsara araka an'i Marka 14Filazantsara araka an'i Marka 14:35 →