Filazantsara araka an'i Marka 14:45
Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an’ i Jesosy niaraka tamin’ izay ka nanao hoe: Raby ô! dia nanoroka Azy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as soon as he was come, he goeth straightway to him, and saith, Master, master; and kissed him.
In Context
46Ary ny olona naninjitra ny tànany taminy ka nisambotra Azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Malachi 1:6Ny zanaka manaja ny rainy, ary ny mpanompo ny tompony; koa raha Ray Aho, aiza ary izay hajako? ary raha Tompo Aho, aiza izay tahotra Ahy? hoy Jehovah, Tompon’ ny maro, aminareo, ry mpisorona, izay manamavo ny anarako, nefa manao hoe: Amin’ inona no anamavoanay ny anaranao?
Mark 12:14Ary rehefa tonga izy ireo, dia nanao taminy hoe: Mpampianatra ô, fantatray fa marina Hianao, ka tsy mampaninona Anao ny hevitry ny olona, fa tsy mba mizaha tavan’ olona Hianao, fa mampianatra marina ny lalan’ Andriamanitra. Mety va ny mandoa vola hetra ho an’ i Kaisara, sa tsia?
John 13:13Hianareo manao Ahy hoe Mpampianatra sy Tompo; ary marina ny filazanareo, fa izany tokoa Aho.