The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 14 › Filazantsara araka an'i Marka 14:46

Filazantsara araka an'i Marka 14:46

Ary ny olona naninjitra ny tànany taminy ka nisambotra Azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they laid their hands on him, and took him.

In Context

45Ary rehefa tonga izy, dia nanatona an’ i Jesosy niaraka tamin’ izay ka nanao hoe: Raby ô! dia nanoroka Azy izy.

47Ary ny anankiray tamin’ izay teo anilany nanatsoaka ny sabany, dia nikapa ny mpanompon’ ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny.

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14

Cross References

Judges 16:21Dia nisambotra azy ny Filistina ka namotsitra ny masony, dia nitondra azy nidina nankany Gaza ary namatotra azy tamin’ ny gadra varahina; ary nitoto vary tao an-trano famatorana izy.

John 18:12Ary ny miaramila iray toko sy ny mpifehy arivo ary ny mpiandry raharaha tamin’ ny Jiosy dia nisambotra an’ i Jesosy ka namatotra Azy,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 14:46

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 14:45Filazantsara araka an'i Marka 14Filazantsara araka an'i Marka 14:47 →