Filazantsara araka an'i Marka 14:60
Ary ny mpisoronabe nitsangana nankeo afovoany, dia nanontany an’ i Jesosy ka nanao hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan’ ireto Anao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
59Fa tsy nifanaraka ny filàzany na dia tamin’ izany aza.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Matthew 26:62Dia nitsangana ny mpisoronabe ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan’ ireto Anao?
John 19:9dia niditra tao anati-rova indray izy ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Avy aiza moa Hianao? Fa tsy namaly azy akory Jesosy.