bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 26 › Filazantsara araka an'i Matio 26:62
Filazantsara araka an'i Matio 26:62
Dia nitsangana ny mpisoronabe ka nanao tamin’ i Jesosy hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan’ ireto Anao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the high priest arose, and said unto him, Answerest thou nothing? what is it which these witness against thee?
In Context
61Ilehity nanao hoe: Mahay mandrava ny tempolin’ Andriamanitra Aho sy manangana azy amin’ ny hateloana.
63Nefa tsy niteny Jesosy. Dia hoy ny mpisoronabe taminy: Ampianianiko amin’ Andriamanitra velona Hianao hilaza aminay, raha Hianao no Kristy, Zanak’ Andriamanitra.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 26
Cross References
Mark 14:60Ary ny mpisoronabe nitsangana nankeo afovoany, dia nanontany an’ i Jesosy ka nanao hoe: Tsy mety mamaly akory va Hianao? Inona no iampangan’ ireto Anao?
John 18:19Ary ny mpisoronabe nanadina an’ i Jesosy ny amin’ ny mpianany sy ny fampianarany.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 26:62