Filazantsara araka an'i Marka 14:66
Ary raha nitoetra teo ambany teo an-kianja Petera, dia avy ny anankiray tamin’ ny ankizivavin’ ny mpisoronabe;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as Peter was beneath in the palace, there cometh one of the maids of the high priest:
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Matthew 26:58Ary Petera nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin’ ny kianjan’ ny tranon’ ny mpisoronabe; ary niditra izy, dia niara-nipetraka tao amin’ ny mpiandry raharaha mba hahita izay hiafarany.
Mark 14:54Ary Petera efa nanaraka Azy teny lavidavitra eny hatrany amin’ ny kianjan’ ny tranon’ ny mpisoronabe; ary niara-nipetraka teo amin’ ny mpiandry raharaha izy namindro teo anilan’ ny afo.
John 18:15Ary Simona Petera sy ny mpianatra anankiray koa dia nanaraka an’ i Jesosy; ary fantatry ny mpisoronabe izany mpianatra izany, dia niara-niditra tamin’ i Jesosy ho ao an-kianjan’ ny tranon’ ny mpisoronabe izy.