The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 14 › Filazantsara araka an'i Marka 14:65

Filazantsara araka an'i Marka 14:65

Ary ny sasany nandrora Azy, dia nanarona ny tavany sady namely tahamaina Azy ka nanao hoe: Maminania; ary ny mpiandry raharaha namely tahamaina Azy koa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And some began to spit on him, and to cover his face, and to buffet him, and to say unto him, Prophesy: and the servants did strike him with the palms of their hands.

In Context

64Efa renareo ny fitenenany ratsy; ahoana no hevitrareo? Dia nataon’ izy rehetra fa miendrika ho faty Izy.

66Ary raha nitoetra teo ambany teo an-kianja Petera, dia avy ny anankiray tamin’ ny ankizivavin’ ny mpisoronabe;

Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14

Cross References

Esther 7:8Ary ny mpanjaka niverina avy teo an-tanimbolin’ ny trano ho ao amin’ ilay efa nisotroany divay teo, ary Hamana sendra niapoka tamin’ ny farafara nandrian’ i Estera. Dia hoy ny mpanjaka: Moa hisavika ny vadin’ ny mpanjaka eto anatrehako eto an-trano va io? Raha vantany vao naloaky ny vavan’ ny mpanjaka izany teny izany, dia nisy nanarona ny tavan’ i Hamana

Isaiah 50:6Ny lamosiko natolotro ho amin’ ny mpikapoka, ary ny takolako ho amin’ izay manongobaoka; ny tavako tsy nafeniko tamin’ ny henatra sy ny rora.

Isaiah 53:3Natao tsinontsinona sy nolavin’ ny olona Izy; lehilahy ory sady zatra ny fahoriana, Ary tahaka izay tsy tian’ ny olon-kojerena akory Izy; natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika.

Matthew 26:67Dia nororany ny tavany, ka nasiany totohondry Izy; ary ny sasany namely tahamaina Azy.

Mark 15:19Ary dia nikapoka ny lohany tamin’ ny volotara izy sady nandrora Azy, dia nandohalika sy niankohoka teo anatrehany.

John 18:22Ary rehefa nilaza izany teny izany Izy, ny mpiandry raharaha anankiray izay nitsangana teo dia namely tahamaina an’ i Jesosy ka nanao hoe: Izany va no famalinao ny mpisoronabe?

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Marka 14:65

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Filazantsara araka an'i Marka 14:64Filazantsara araka an'i Marka 14Filazantsara araka an'i Marka 14:66 →