Filazantsara araka an'i Marka 14:69
Ary ilay ankizivavy nahita azy indray, dia niteny tamin’ izay teo anilany hoe: Io lehilahy io mba naman’ ireny;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And a maid saw him again, and began to say to them that stood by, This is one of them.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 14
Cross References
Luke 22:58Ary vetivety foana rehefa afaka izany, dia nisy olona hafa koa nahita azy ka nanao hoe: Hianao koa mba naman’ ireny. Fa Petera nanao hoe: Ralehilahy, tsy mba namany aho.
John 18:25Ary Simona Petera nijanona namindro. Dia nisy nilaza taminy hoe: Moa ianao koa mba isan’ ny mpianany? Fa izy nandà ka nanao hoe: Tsia.