Filazantsara araka an'i Marka 15:11
Fa ny lohan’ ny mpisorona nanome fo ny vahoaka, fa aleo Barabasy no halefan’ i Pilato ho azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the chief priests moved the people, that he should rather release Barabbas unto them.
In Context
10Fa fantany fa fialonana no nanoloran’ ny lohan’ ny mpisorona Azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Hosea 5:1Henoinareo izao, ry mpisorona, ary mandrenesa, ry taranak’ Isiraely; Ary atongilano ny sofinareo, ry mpianakavin’ ny mpanjaka; Fa ianareo no hihiran’ ny fitsarana, satria tonga fandrika ao Mizpa ianareo sy fandrika harato voavelatra ao Tabara.
John 18:40Ary ireo niantso indray ka nanao hoe: Tsy Ilehio, fa Barabasy; koanefa jiolahy Barabasy.