Filazantsara araka an'i Marka 15:2
Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan’ ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Pilate asked him, Art thou the King of the Jews? And he answering said unto him, Thou sayest it.
In Context
3Ary ny lohan’ ny mpisorona niampanga Azy zavatra maro.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Matthew 2:2Aiza Ilay teraka ho Mpanjakan’ ny Jiosy? fa nahita ny kintany teny atsinanana izahay ka tonga mba hiankohoka eo anatrehany.
Mark 15:9Fa Pilato namaly azy ka nanao hoe: Tianareo va mba ny Mpanjakan’ ny Jiosy no halefako ho anareo?
Mark 15:18Ary dia niarahaba Azy hoe izy: Arahaba, ry Mpanjakan’ ny Jiosy!
Luke 23:2dia niampanga Azy ka nanao hoe: Ilehity hitanay nampiodina ny firenenay sady nandrara tsy handoa hetra ho an’ i Kaisara ka nilaza ny tenany ho Kristy Mpanjaka.
John 19:19Ary Pilato nanoratra anarana, ka napetany teo amin’ ny hazo fijaliana. Ary izao no voasoratra: JESOSY AVY ANY NAZARETA, MPANJAKAN’ NY JIOSY.