Filazantsara araka an'i Marka 15:25
Ary tamin’ ny ora fahatelo no nanomboany tamin’ ny hazo fijaliana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it was the third hour, and they crucified him.
In Context
26Ary ny soratra milaza ny nanamelohana Azy dia voasoratra teo amboniny hoe: MPANJAKAN’ NY JIOSY.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Mark 15:33Ary nony tamin’ ny ora fahenina, dia tonga maizina ny tany rehetra, ka naharitra hatramin’ ny ora fahasivy izany.
John 19:14ary andro fiomanana amin’ ny Paska ny andro, tokony ho tamin’ ny ora fahenina dia hoy izy tamin’ ny Jiosy: Indro ny Mpanjakanareo!