bible.software › Filazantsara araka an'i Marka › Filazantsara araka an'i Marka 15 › Filazantsara araka an'i Marka 15:35
Filazantsara araka an'i Marka 15:35
Ary ny sasany izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Indro, miantso an’ i Elia Izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And some of them that stood by, when they heard it, said, Behold, he calleth Elias.
In Context
34Ary tamin’ ny ora fahasivy Jesosy dia niantso tamin’ ny feo mahery ka nanao hoe: Eloy, Eloy, lamà sabaktany! izay hoe, raha adika: Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no mahafoy Ahy Hianao?.
36Ary ny anankiray nihazakazaka, dia nanatsoboka sipaonjy tamin’ ny vinaingitra, ka notohiziny tamin’ ny volotara, dia natohony hotsentsefin’ i Jesosy, fa hoy izy: Aoka ho hizahantsika, na ho avy hampidina Azy Elia, na tsia.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 15
Cross References
Matthew 27:47Ary ny sasany tamin’ izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Miantso an’ i Elia Ilehio.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Marka 15:35