Filazantsara araka an'i Marka 2:26
fa niditra tao an-tranon’ Andriamanitra tamin’ ny andron’ i Abiatara mpisoronabe izy ka nihinana ny mofo aseho, izay mahadiso raha misy homana izany, afa-tsy ny mpisorona ihany, ary nomeny koa izay nanaraka azy?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
27Ary hoy Izy taminy: Ny Sabata no natao ho ny olona, fa tsy ny olona ho an’ ny Sabata.
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 2
Cross References
Exodus 29:32Ary hohanin’ i Arona sy ny zanany eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana ny henan’ ny ondrilahy sy ny mofo izay eo anatin’ ny harona.
1 Samuel 21:1Dia nitsangana Davida ka lasa; fa Jonatana kosa nankany an-tanàna.
1 Samuel 23:6Ary raha nandositra nankany amin’ i Davida tany Keila Abiatara, zanak’ i Ahimeleka, dia nitondra efoda teny an-tànany izy.
2 Samuel 8:17ary Zadoka, zanak’ i Ahitoba, sy Ahimeleka, zanak’ i Abiatara, no mpisorona; ary Seraia no mpanoratra;
2 Samuel 15:29Ary Zadoka sy Abiatara nitondra ny fiaran’ Andriamanitra niverina nankany Jerosalema ihany; dia nitoetra tany izy.
2 Samuel 20:25ary Seva no mpanoratra; ary Zadoka sy Abiatara no mpisorona;