Filazantsara araka an'i Marka 3:1
Ary niditra tao amin’ ny synagoga indray Jesosy: ary nisy lehilahy anankiray maty tanana teo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he entered again into the synagogue; and there was a man there which had a withered hand.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 3
Cross References
1 Kings 13:4Ary nony ren’ i Jeroboama mpanjaka ny tenin’ ny lehilahin’ Andriamanitra izay niantso ny alitara tao Betela, dia naninjitra ny tànany niala tamin’ ny alitara izy ka nanao hoe: Hazony ilehio. Dia maty iny tànany nahinjiny nanondro azy iny ka tsy azony noketrahina intsony.
Mark 1:21Ary nankany Kapernaomy izy ireo; nony tamin’ ny Sabata, dia niditra tao amin’ ny synagoga niaraka tamin’ izay Jesosy ka nampianatra.
John 5:3Tao no nandrian’ ny marary maro, ny jamba, ny mandringa, ny mati-ila.