Filazantsara araka an'i Marka 3:13
Ary niakatra teo an-tendrombohitra Jesosy ka niantso izay tiany hankeo aminy; dia nankeo aminy ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he goeth up into a mountain, and calleth unto him whom he would: and they came unto him.
In Context
12Ary nandrara azy mafy Izy tsy hanao izay hahafantarana Azy.
14Ary nanendry roa ambin’ ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitori-teny
Read all of Filazantsara araka an'i Marka 3
Cross References
Matthew 5:1Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka, dia niakatra teo an-tendrombohitra; ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany.
Mark 6:7Ary niantso ny roa ambin’ ny folo lahy hankeo aminy Izy ka naniraka azy tsiroaroa sy nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto.
Luke 9:1Ary Jesosy niantso ny roa ambin’ ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy hery sy fahefana hamoaka ny demonia rehetra sy hahasitrana aretina.